Asan'ny Apostoly 19:24 Malagasy Bible (MG1865)

Fa nisy lehilahy anankiray atao hoe Demetrio, mpanefy volafotsy, izay nanao sarin'ny tempolin'i Diana tamin'ny volafotsy, dia nampahazo harena be ny mpanefy;

Asan'ny Apostoly 19

Asan'ny Apostoly 19:20-28