Asan'ny Apostoly 19:2 Malagasy Bible (MG1865)

ka nanao taminy hoe: Efa noraisinareo va ny Fanahy Masina, fony vao nino ianareo? Fa ireo nanao taminy hoe: Tsy renay akory fa efa nomena ny Fanahy Masina.

Asan'ny Apostoly 19

Asan'ny Apostoly 19:1-4