Asan'ny Apostoly 19:16 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny lehilahy izay nanana ny fanahy ratsy dia niantsambotra tamin'ireo ary nahery ka naharesy azy roa lahy, dia nandositra niala tamin'izany trano izany ireo sady nitanjaka no voaratra.

Asan'ny Apostoly 19

Asan'ny Apostoly 19:14-24