Asan'ny Apostoly 19:13 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nisy Jiosy sasany, mpiriorio mamoaka fanahy ratsy, izay ninia nanonona ny anaran'i Jesosy Tompo koa teo ambonin'ny manana fanahy ratsy ka nanao hoe: Mampianiana anareo amin'i Jesosy Izay torin'i Paoly aho.

Asan'ny Apostoly 19

Asan'ny Apostoly 19:10-16