Asan'ny Apostoly 18:8 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Krispo, mpanapaka ny synagoga, mbamin'ny ankohonany rehetra dia nino ny Tompo; ary maro koa ny Korintiana, raha nandre, dia nino ka natao batisa.

Asan'ny Apostoly 18

Asan'ny Apostoly 18:3-14