Asan'ny Apostoly 18:6 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nony nanohitra sy niteny ratsy ireo, dia nanopakopa-damba izy ka nanao taminy hoe: Aoka ho ao an-dohanareo ny ranareo; afaka aho; ary amin'izao sisa izao dia hankany amin'ny jentilisa aho.

Asan'ny Apostoly 18

Asan'ny Apostoly 18:1-15