Asan'ny Apostoly 18:27 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa ta-handroso hankany Akaia izy, dia namporisika azy ny rahalahy sady nanoratra taratasy ho any amin'ny mpianatra mba handray azy tsara; ary rehefa tonga izy, dia nampahatanjaka tsara izay efa nino noho ny fahasoavana;

Asan'ny Apostoly 18

Asan'ny Apostoly 18:18-28