Asan'ny Apostoly 18:21 Malagasy Bible (MG1865)

fa nanao veloma azy ka nanao hoe: Mbola hiverina hankatỳ aminareo indray aho, raha sitrapon'Andriamanitra. Dia niondrana an-tsambo niala tany Efesosy izy.

Asan'ny Apostoly 18

Asan'ny Apostoly 18:13-22