Asan'ny Apostoly 18:19 Malagasy Bible (MG1865)

Ary tonga tany Efesosy izy, dia nandao azy mivady teo Paoly ka lasa niditra tao amin'ny synagoga ka niady hevitra tamin'ny Jiosy.

Asan'ny Apostoly 18

Asan'ny Apostoly 18:12-24