Asan'ny Apostoly 18:17 Malagasy Bible (MG1865)

Ary izy rehetra nisambotra an'i Sostena, mpanapaka ny synagoga, dia nikapoka azy teo anoloan'ny fitsarana. Nefa tsy nahoan'i Galio izany zavatra izany.

Asan'ny Apostoly 18

Asan'ny Apostoly 18:7-21