Asan'ny Apostoly 17:32 Malagasy Bible (MG1865)

Ary raha nahare ny amin'ny fitsanganan'ny maty izy, dia nihomehy ny sasany; ary ny sasany kosa nanao hoe: Mbola hihaino anao indray izahay ny amin'izany zavatra izany.

Asan'ny Apostoly 17

Asan'ny Apostoly 17:23-34