Asan'ny Apostoly 17:29 Malagasy Bible (MG1865)

Ary satria terak'Andriamanitra isika, dia tsy mety raha ny fomban'Andriamanitra no ataontsika ho tahaka ny volamena, na volafotsy, na vato voasoratry ny fahaizana aman-tsain'olombelona.

Asan'ny Apostoly 17

Asan'ny Apostoly 17:22-32