Asan'ny Apostoly 17:26 Malagasy Bible (MG1865)

ary ny firenena rehetra avy amin'ny iray ihany dia namponeniny ambonin'ny tany rehetra, ary efa notendreny ny fotoan'andro sy ny faritry ny fonenany,

Asan'ny Apostoly 17

Asan'ny Apostoly 17:23-32