Asan'ny Apostoly 17:23 Malagasy Bible (MG1865)

Fa raha nandeha aho ka nandinika izay zavatra ivavahanareo, dia nahita alitara anankiray misy izao soratra izao: HO AN'IZAY ANDRIAMANITRA TSY FANTATRA. Koa izay ivavahanareo, kanefa tsy fantatrareo, dia izany no toriko aminareo,

Asan'ny Apostoly 17

Asan'ny Apostoly 17:19-32