Asan'ny Apostoly 17:20 Malagasy Bible (MG1865)

Fa mampandre ny sofinay zavatra hafahafa izay tsy fantatray ianao; koa tianay ho fantatra izay hevitr'izany zavatra izany.

Asan'ny Apostoly 17

Asan'ny Apostoly 17:14-30