Asan'ny Apostoly 16:9 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nony alina dia nisy fahitana niseho tamin'i Paoly, koa, indro, nisy lehilahy Makedoniana nitsangana teo ka nangataka azy hoe: Mità mankaty Makedonia, ka vonjeo izahay!

Asan'ny Apostoly 16

Asan'ny Apostoly 16:5-18