Asan'ny Apostoly 16:4 Malagasy Bible (MG1865)

Ary raha nandeha nitety ny tanàna tao izy, dia natolony hotandreman'ny olona ireo didy navoaky ny Apostoly sy ny loholona tany Jerosalema.

Asan'ny Apostoly 16

Asan'ny Apostoly 16:3-12