Asan'ny Apostoly 16:36 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny mpiandry tranomaizina nilaza izany teny izany tamin'i Paoly hoe: Ireo governora efa naniraka handefa anareo, koa ankehitriny mivoaha ianareo ka mandehana soa aman-tsara.

Asan'ny Apostoly 16

Asan'ny Apostoly 16:28-40