Asan'ny Apostoly 16:34 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa nentiny niakatra ho ao an-trano izy roa lahy, dia norosoany hanina teo anoloany, dia nifaly indrindra izy mbamin'izay rehetra tao an-tranony, satria efa nino an'Andriamanitra.

Asan'ny Apostoly 16

Asan'ny Apostoly 16:31-40