Asan'ny Apostoly 16:27 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nahatsiaro ny mpiandry tranomaizina ka nahita ny varavaran'ny tranomaizina nivoha, dia nanatsoaka ny sabany izy ka saiky hamono tena, satria nataony fa efa nandositra ny mpifatotra.

Asan'ny Apostoly 16

Asan'ny Apostoly 16:26-31