Asan'ny Apostoly 16:19 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nony hitan'ireo tompony fa very ny fanantenany hahazoany harena, dia nisambotra an'i Paoly sy Silasy izy ka nitondra azy ho any an-tsena any amin'ny lehibe;

Asan'ny Apostoly 16

Asan'ny Apostoly 16:17-28