Asan'ny Apostoly 16:17 Malagasy Bible (MG1865)

Izy nanaraka an'i Paoly sy izahay ka niantso hoe: Ireo lehilahy ireo dia mpanompon'Andriamanitra Avo Indrindra, izay manoro anareo lalam-pamonjena.

Asan'ny Apostoly 16

Asan'ny Apostoly 16:9-24