Asan'ny Apostoly 16:12 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nony niala teo izahay, dia nankany Filipy, izay tanàna voalohany amin'izany zara-tanin'i Makedonia izany sady zana-panjakana; ary nitoetra teo amin'izany tanàna izany andro vitsivitsy izahay.

Asan'ny Apostoly 16

Asan'ny Apostoly 16:11-14