Asan'ny Apostoly 15:23 Malagasy Bible (MG1865)

ary nanoratra taratasy izy ho entin'ireo, dia izao: Ny Apostoly sy ny rahalahy loholona miarahaba ny rahalahy avy amin'ny jentilisa izay any Antiokia sy Syria ary Kilikia.

Asan'ny Apostoly 15

Asan'ny Apostoly 15:20-32