Asan'ny Apostoly 15:16 Malagasy Bible (MG1865)

Rehefa afaka izany, dia hiverina Aho Ka hanangana ny trano-lain'i Davida izay efa nianjera; Ary hanangana izay efa rava ao Aho Ka hanamboatra azy indray;

Asan'ny Apostoly 15

Asan'ny Apostoly 15:6-19