Asan'ny Apostoly 15:12 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nangina ny olona rehetra ka nihaino an'i Barnabasy sy Paoly, izay nilaza ny famantarana sy ny fahagagana nampanaovin'Andriamanitra azy tany amin'ny jentilisa.

Asan'ny Apostoly 15

Asan'ny Apostoly 15:6-14