Asan'ny Apostoly 15:10 Malagasy Bible (MG1865)

Koa nahoana ianareo no maka fanahy an'Andriamanitra amin'ny fametrahanareo zioga amin'ny vozon'ny mpianatra, izay tsy zakan'ny razantsika na isika ho entina?

Asan'ny Apostoly 15

Asan'ny Apostoly 15:7-13