Asan'ny Apostoly 14:3 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nitoetra ela teo izy, dia nitory tamin'ny fahasahiana noho ny fahatokiany ny Tompo, Izay nanome vavolombelona hahamarina ny tenin'ny fahasoavany

Asan'ny Apostoly 14

Asan'ny Apostoly 14:1-13