Asan'ny Apostoly 14:27 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa tonga tao izy ka namory ny fiangonana, dia nilaza izay rehetra nataon'Andriamanitra tamin'ny nombany azy, sy ny namohany varavaram-pinoana ho an'ny jentilisa.

Asan'ny Apostoly 14

Asan'ny Apostoly 14:21-28