Asan'ny Apostoly 14:15 Malagasy Bible (MG1865)

Raondriana, ahoana no anaovanareo izao? Olona tahaka anareo ihany izahay ary mitory ny filazantsara aminareo, mba hialanareo amin'izao zava-poana izao hanatona an'Andriamanitra velona, Izay nanao ny lanitra sy ny tany ary ny ranomasina mbamin'izay rehetra ao anatiny,

Asan'ny Apostoly 14

Asan'ny Apostoly 14:7-19