Asan'ny Apostoly 14:13 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny mpisoron'ilay Jopitera teo anoloan'ny tanàna, mbamin'ny vahoaka, dia nitondra ombilahy sy voninkazo natao fihaingoana ho ao am-bavahady ka nikasa hanao fanatitra.

Asan'ny Apostoly 14

Asan'ny Apostoly 14:4-17