Asan'ny Apostoly 14:11 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nony hitan'ny vahoaka betsaka izay zavatra nataon'i Paoly, dia nanandratra ny feony ka nanao tamin'ny fitenin'i Lykaonia hoe: Efa nidina nankaty amintsika ny andriamanitra maka ny endrik'olona!

Asan'ny Apostoly 14

Asan'ny Apostoly 14:9-14