Asan'ny Apostoly 13:7 Malagasy Bible (MG1865)

izay nitoetra tao amin'i Serygio Paolo, governoran'ny tany sady lehilahy hendry; ary izy nampaka an'i Barnabasy sy Saoly hankao aminy ka naniry mba hahare ny tenin'Andriamanitra.

Asan'ny Apostoly 13

Asan'ny Apostoly 13:1-12