Asan'ny Apostoly 13:5 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nony tonga tany Salamisy izy, dia nitory ny tenin'Andriamanitra teny amin'ny synagogan'ny Jiosy; ary nitondra an'i Jaona koa ho mpanampy azy izy.

Asan'ny Apostoly 13

Asan'ny Apostoly 13:2-13