Asan'ny Apostoly 13:43 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa nirava ny fiangonana, dia maro tamin'ny Jiosy sy ny proselyta izay nanompo an'Andriamanitra no nanaraka an'i Paoly sy Barnabasy, izay niteny taminy ka namporisika azy haharitra amin'ny fahasoavan'Andriamanitra.

Asan'ny Apostoly 13

Asan'ny Apostoly 13:42-44