Asan'ny Apostoly 13:33 Malagasy Bible (MG1865)

dia ny nahatanterahan'Andriamanitra izany tamin'ny zanatsika, raha nanangana an'i Jesosy Izy, araka ny voasoratra eo amin'ny Salamo faharoa hoe: Zanako Hianao, Izaho niteraka Anao androany (Sal. 2. 7).

Asan'ny Apostoly 13

Asan'ny Apostoly 13:25-36