Asan'ny Apostoly 13:27 Malagasy Bible (MG1865)

Fa izay monina any Jerosalema sy ny loholony, satria tsy mba nahafantatra Azy, na ny feon'ny mpaminany izay vakina isan-tSabata, dia nahatanteraka izany tamin'ny nanamelohany Azy.

Asan'ny Apostoly 13

Asan'ny Apostoly 13:17-31