Asan'ny Apostoly 13:21 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa afaka indray izany, dia nangataka mpanjaka izy; ka dia nomen'Andriamanitra azy efa-polo taona Saoly, zanak'i Kisy, lehilahy avy tamin'ny firenen'i Benjamina.

Asan'ny Apostoly 13

Asan'ny Apostoly 13:14-26