Asan'ny Apostoly 13:2 Malagasy Bible (MG1865)

Ary raha nanao fanompoam-pivavahana ho an'ny Tompo sy nifady hanina ireo, dia hoy ny Fanahy Masina: Atokàny ho Ahy Barnabasy sy Saoly hanao ny asa izay efa niantsoako azy.

Asan'ny Apostoly 13

Asan'ny Apostoly 13:1-11