Asan'ny Apostoly 13:15 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa vita ny famakiana ny lalàna sy ny mpaminany, ny mpanapaka ny synagoga dia nampilaza taminy ka nanao hoe: Ry rahalahy, raha misy fananarana hataonareo amin'ny olona, dia ataovy.

Asan'ny Apostoly 13

Asan'ny Apostoly 13:9-22