Asan'ny Apostoly 13:11 Malagasy Bible (MG1865)

Ary, indro, ankehitriny ny tanan'ny Tompo hamely an'ialahy, dia ho jamba ialahy ka tsy hahita masoandro aloha. Dia latsaka tao aminy niaraka tamin'izay ny mampanjambena sy ny aizina, ary niraparapa nitady olona hitantana azy izy.

Asan'ny Apostoly 13

Asan'ny Apostoly 13:7-17