Asan'ny Apostoly 12:6 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nony efa hamoaka azy Heroda, dia natory teo anelanelan'ny miaramila roa lahy Petera tamin'iny alina iny, sady voafatotra tamin'ny gadra roa izy; ary nisy mpiambina niambina ny tranomaizina teo am-baravarana.

Asan'ny Apostoly 12

Asan'ny Apostoly 12:5-10