Asan'ny Apostoly 12:14 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa nahalala ny feon'i Petera izy, dia tsy namoha ny vavahady noho ny hafaliany, fa lasa nihazakazaka ary niditra ka nilaza fa Petera no mijanona eo am-bavahady.

Asan'ny Apostoly 12

Asan'ny Apostoly 12:8-20