Asan'ny Apostoly 12:11 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa nahatsiaro fanahy Petera, dia nanao hoe: Ankehitriny fantatro marina tokoa fa ny Tompo efa naniraka ny anjeliny ka namonjy ahy tamin'ny tànan'i Heroda sy ny fanantenan'ny Jiosy rehetra.

Asan'ny Apostoly 12

Asan'ny Apostoly 12:10-21