Asan'ny Apostoly 11:6 Malagasy Bible (MG1865)

ary raha nijery sy nandinika azy aho, dia hitako ny biby etỳ an-tany, izay manan-tongotra efatra, sy ny bibi-dia sy ny zava-mandady sy mikisaka ary ny voro-manidina koa.

Asan'ny Apostoly 11

Asan'ny Apostoly 11:1-8