Asan'ny Apostoly 11:28 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nitsangana ny anankiray tamin'ireny, izay atao hoe Agabo, fa voatsindrin'ny Fanahy izy ka nilaza fa hisy mosary be eran'ny tany rehetra. Ary dia tonga izany tamin'ny andron'i Klaodio.

Asan'ny Apostoly 11

Asan'ny Apostoly 11:18-30