Asan'ny Apostoly 11:26 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa nahita azy izy, dia nitondra azy hankany Antiokia. Ary niara-niasa tao amin'ny fiangonana hatramin'ny herintaona ngarangidina izy roa lahy ka nampianatra olona maro; ary tany Antiokia no voalohany nanaovana ny anaran'ny mpianatra hoe.

Asan'ny Apostoly 11

Asan'ny Apostoly 11:19-28