Asan'ny Apostoly 11:21 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny tanan'ny Tompo nomba azy ireo, ka maro no isan'izay nino sy niverina ho amin'ny Tompo.

Asan'ny Apostoly 11

Asan'ny Apostoly 11:19-23