Asan'ny Apostoly 10:9 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nony ampitso, raha mbola nandeha teny an-dalana izy ireo ka mby teo akaikin'ny tanàna, dia niakatra teo ambonin'ny tampon-trano Petera mba hivavaka, rehefa tokony ho tamin'ny ora fahenina.

Asan'ny Apostoly 10

Asan'ny Apostoly 10:8-14