Asan'ny Apostoly 10:7 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa lasa ny anjely izay niteny tamin'i Kornelio, dia niantso roa lahy tamin'ny mpanompony izy sy miaramila mpivavaka anankiray isan'izay nanaraka azy isan'andro.

Asan'ny Apostoly 10

Asan'ny Apostoly 10:2-12